jeudi 6 décembre 2012

ISIKA TANORA SY NY FITIAVANA



(fa ny fitiavana no lehibe indrindra)



Tsara tokoa io teny io rehefa vakiana, ary io matetika no  ampiasain’ny lehilahy hanatanterahany  ny fijangajangana,nefa misy heviny izay tsara ho fantarina;
Ankehitriny dia maro ny tanora izay manao ny fijangajangana ho fahafinaretana ho azy,
Nefa raha ny Baiboly hoatra no vakiana dia; ny fanatanterahana izany dia toin’ny
Mandika izay voasoratra ao @ (Eksodosy 20:3) satria ny fanambadiana dia toin’ny
Fiangonana ary dia Andriamanitra hiany no vadiny.



La Lettre d’Amour du Père


Les paroles que vous allez lire viennent de la Bible. Elles vont changer votre vie si vous les acceptez, parce qu’elles viennent directement du coeur de Dieu, le Père.
Il vous aime. Il est le Père que vous avez désiré avoir toute votre vie. Voici la lettre d’Amour du Père pour vous.