(fa ny fitiavana no lehibe
indrindra)
Tsara
tokoa io teny io rehefa vakiana, ary io matetika no ampiasain’ny lehilahy hanatanterahany ny fijangajangana,nefa misy heviny izay tsara
ho fantarina;
Ankehitriny
dia maro ny tanora izay manao ny fijangajangana ho fahafinaretana ho azy,
Nefa
raha ny Baiboly hoatra no vakiana dia; ny fanatanterahana izany dia toin’ny
Mandika
izay voasoratra ao @ (Eksodosy 20:3) satria ny fanambadiana dia toin’ny
Fiangonana
ary dia Andriamanitra hiany no vadiny.
La Lettre d’Amour du Père
Il vous aime. Il est le Père que vous avez désiré avoir toute votre vie. Voici la lettre d’Amour du Père pour vous.